# Ahoana ny fomba nanehoan'i Jesosy tamin'ireo mpianatr'i Jaona fa Izy ilay Iray izay Ho avy? Nanasitrana ny jamba, ny mandringa, ny boka, ny marenina Izy, ary nanangana ny maty.