# Inona no mivoaka avy amin'ny lehilahy tsara fo avy amin'ny harena tsara? Ny tsara no mivoaka avy amin'ny lehilahy tsara fo. # Inona no mivoaka avy amin'ny lehilahy ratsy fo avy amin'ny harena ratsy? Ny ratsy no mivoaka avy amin'ny lehilahy ratsy fo.