# Rehefa nanasitrana ilay lehilahy maty tanana tamin'ny Sabata, dia ahoana hoy ireo mpanora-dalàna sy ireo Fariseo? Feno hatezerana izy ireo, ary niresaka momba izay mety ho ataon'izy ireo amin'i Jesosy.