# Inona no nolazain'i Jesosy tamin'ilay lehilahy malemy izay napetraky ny namany teo an-tampon-trano? Ry lehilahy, efa voavela ny helokao. # Nahoana ireo mpanora-dalàna sy ireo Fariseo no nieritreritra fa fitenenan-dratsy io hevitra io? Satria Andriamanitra irery ihany no afaka mamela heloka.