# Inona no nolazain'i Jesosy hoe ho tanteraka amin'izany andro izany? Jesosy nilaza fa ny Soratra Masina izay vao avy novakiany avy ao amin'Isaia dia efa tanteraka tamin'io andro io.