# Inona no navalin'i Jesosy tamin'ilay devoly? Tsy mahazo maka fanahy ny Tompo ilay Andriamanitrao ianao. # Inona no nataon'ilay devoly rehefa tsy nanaiky hitsambikina avy eny amin'ny tempoly Jesosy? Niala teo amin'i Jesosy ilay devoly mandra-pahatongan'ny fotoana hafa.