# Iza no nitarika an'i Jesosy tany an'efitra? Ny Fanahy Masina no nitarika an'i Jesosy tany an'efitra. # Firy andro no nakan'ny devoly fanahy an'i Jesosy tany an'efitra? 40 andro no nakan'ny devoly fanahy an'i Jesosy tany an'efitra