# Nahoana i Jaona no nibedy an'i Heroda? Nibedy an'i Heroda i Jaona satria Heroda dia nanambady ny vadin'ny rahalahiny, ary nanao zavatra ratsy hafa maro. # Iza no nandefa an'i Jaona tany am-ponja? Heroda no nandefa an'i Jaona tany am-ponja.