# Inona no toetran'i Jesosy nanoloana ny Ray aman-dreniny rehefa niverina tany Nazareta izy ireo? Nankato azy ireo Izy. # Satria niha-lehibe Jesosy, dia karazana lehilahy inona izy? Niha-lehibe tamin'ny fahendrena Izy, ary nitombo sitraka tamin'Andriamanitra sy ny olona.