# Inona no nataon'i Ana mpaminany rehefa nankany amin'i Maria, Josefa, ary Jesosy izy? Ana dia nanomboka nisaotra an'Andriamanitra ary niresaka momba ilay zaza tamin'ny olon-drehetra.