# Inona no angatahin'ny mpanoratra mba hataon'i Yaveh amin'ireo fahavalony? Mangataka an'i Yaveh mba hamaly azy ireo ny ratsy be izay efa nataon'ny tanan'izy ireo izy.