# Biby inona no ampitahain'ny mpanoratra amin'i Yaveh sy lazainy fa miandry ny hanafika azy tampoka? Soritsoritan'ny mpanoratra toy ny bera izay miandry hanafika azy tampoka Yaveh.