# Ahoana no anoritsoritan'i Jeremia ny andron'ny hatezeran'i Yaveh? Amin'ny andron'ny hatezeran'i Yaveh, dia namono ny tanora sy antitra Yaveh, tsy misy olona ho velona, ary tsy haneho antra Izy.