# Inona no nitranga tamin'ireo vavahady sy ireo baran'i Ziona? Nalentiny tamin'ny tany ireo vavahadiny, ary efa nandrava sy namotika ireo hidin'ny vavahadiny Yaveh.