# Inona no navalin'ny vahoakan'Israely an'i Josoa? Namaly an'i Josoa ny vahoakan'Israely tamin'ny filazana fa hanompo an'i Yaveh ihany koa izy ireo.