# Inona ny antony nampahomby ny fisamboran'i Josoa ireo mpanjaka rehetra sy ny taniny? Nahomby ny fisamboran'i Josoa ireo mpanjaka ireo sy ny taniny satria Yaveh, Andriamanitr'Israely, no niady ho an'Israely.