# Inona no nataon'ny vahoakan'i Gibeona rehefa nahatazana ireo mpanjaka sy ny tafiny rehetra izy ireo? Nandefa hafatra tany amin'i Josoa ny vahoakan'i Gibeona mba ho avy ka hamonjy azy ireo.