# Inona no nolazain'i Akana tamin'i Josoa fa nalainy? Nilaza tamin'i Josoa i Akana fa naka akanjo lava tsara tarehy izy, sy volafotsy roanjato sekely, ary anjam-bolamena.