# Inona no notaterin'ireo mpitsikilo izay nirahin'i Josoa tany Ay tamin'i Josoa. Nitatitra tany amin'i Josoa ireo mpitsikilo fa tafika iray ihany dia ampy haka an'i Ay satria vitsy olona any.