# Inona no nataon'ny olon'Israely rehefa nirodana ireo mandan'i Jeriko? Nogiazin'ny olon'Israely ny tanàna ary nopotehin'izy ireo tamin'ny lela-tsabatra izay rehetra tao an-tanàna.