# Inona no nataon'ireo mpisorona izay nitondra ny fiaran'ny fanekena raha niampita ny vahoaka? Nijanona teo amin'ny tany maina teo afovoan'ny Jordana ireo mpisorona izay nitondra ny fiaran'ny fanekena mandram-pitan'ny olon'Israely rehetra teo amin'ny tany maina.