# Inona no nolazain'i Josoa fa ho ataon'i Yaveh eo amin'ny vahoaka tamin'izany andro izany? Nilaza i Josoa fa hanao "fahagagana" eo amin'ny vahoaka i Yaveh tamin'izany andro izany.