# Hikoriana inona ireo havoana? Ireo havoana dia hikoriana ronono. # Iza no handao noho ny herisetra nataon'izy ireo tamin'ny vahoakan'ny Joda? Egypta sy Edoma no handao.