# Inona no hasehon'i Yaveh eny an-danitra sy ety ambonin'ny tany? Hampiseho fahagagana eny amin'ny lanitra sy ety ambonin'ny tany i Yaveh. # Amin'inona no hivadihan'ny masoandro? Ny masoandro dia hivadika hiazina.