# Nahoana ireo mpimamon'ny divay no hidradradradra? Hidradradra izy ireo satria efa nesorina ny divay mamy. # Tamin'inona no nanaovan'ny fahavalo ny tanim-boaloboka? Izy dia nanao ny tanim-boaloboka ho toerana fampihorohoroana.