# Inona no neken'i Joba fa noteneniny? Niteny ny zavatra izay tsy fantany izy, zavatra izay sarotra aminy ny hahatakatra azy, izay tsy fantany akory ny mombamomba azy.