# Iza no maharesy ny benemota? Andriamanitra irery ihany no maharesy ny benemota. # Aiza no hipetrahan'ny benemota? Mipetraka ao ambanin'ny voahirana, ao anaty volotara izy.