# Inona no akopakopaky ny ostritsa am-pireharehana? Ny elatry ny ostritsa no mikopakopaka am-pireharehana. # Inona no ataon'ny ostritsa amin'ireo atodiny? Mandao ireo atodiny eny amin'ny tany izy, ary avelany hafana ao amin'ny vovoka izany.