# Inona no lazain'ny olona sy ny biby fiompy ny amin'ny fihavin'ny tafio-drivotra? Ny fitabataban'ny tselatra mamely izay kendreny dia manambara amin'ny olona sy ny biby fiompy ny fihavian'ny tafio-drivotra.