# Inona no ataon'Andriamanitra amin'ireo izay mijaly? Izy dia manao ny rariny amin'ireo izay mijaly. # Inona no ataon'Andriamankira amin'ireo marina? Izy dia mametraka azy ireo mandrakizay amin'ny seza fiandrianana toy ny mpanjaka, ary dia misandratra izy ireo.