# Inona no manery an'i Eliho hizara ny fahalalany amin'i Joba? Ny fanahy no manery an'i Eliho hizara ny fahalalany. # Inona no lazain'i Eliho fa toa tsapany ao an-tratrany? Milaza izy fa tsapany ho tahaka ny siny hoditra vaovao, izay efa hitriatra ny tratrany.