# Inona no tsy ho ataon'ny vady navelan'ny olona ratsy fanahy azy? Ny vady navelany dia tsy hitomany ho azy. # Inona no hahazo ny volafotsin'ny olona ratsy fanahy? Ny tsy manan-tsiny dia hizara ny volafotsiny eo amin'izy ireo.