# Iza no anontanian'i Bildada raha afaka ny hadio sy ho eken'Andriamanitra izy ireo? Manontany izy raha afaka ny hadio sy ho eken'Andriamanitra izay natera-behivavy. # Amin'inona no ampitahan'i Bildada ny zanak'olombelona? Milaza izy fa ny zanak'olombelona dia kankana.