# Inona no fihinin'ny olona mahantra nohon'ny tsy fananan-kialofana? Mamihina vato izy ireo nohon'ny tsy fananan-kialofana. # Inona no ataon'ireo mahantra ho an'ny hafa na dia mandeha noana aza izy ireo. Na dia mandeha noana aza izy ireo dia mbola milanja ny amboaram-barin'ny hafa ihany.