# Inona no antenain'ireo olona mahantra mba homen' i Araba? Manantena izy ireo fa i Araba dia hanome sakafo ho an'ny zanak'izy ireo. # Inona no tsy hananan'ny mahantra amin'ny hatsiaka? Tsy manana firakofana izy ireo amin'ny hatsiaka.