# Inona no havalin'ny olona rehefa mijery an'i Joba izy ireo? Ho talanjona izy ireo ary hametraka ny tanany eo amin'ny vavan'izy ireo. # Inona no mahazo an'i Joba rehefa mieritreritra ny fijaliany izy? Mihorohoro izy, ary tora-kovitra ny vatany.