# Inona no zavatra tsy ho ankafizin'ny olona ratsy fanahy? Izy dia tsy hanakafy ny fijerena ny renirano sy ny riakan'ny tantely sy ero-dronono # Nahoana no tsy hifaly ny olona ratsy fanahy? Satria efa nampahory sy nanao tsinontsinona ny olona mahantra izy, ary naka an-keriny ireo trano izay tsy naoriny.