# Inona no lazain'i Joba fa fantany? Fantany fa velona ny Mpanavotra azy, ary any am-parany dia hitsangana eo amin'ny tany ny Mpanavotra azy? # Inona no lazain'i Joba fa hiseho rehefa potika ny vatany? Ao amin'ny nofony no hahitan'i Joba Andriamanitra.