# Inona no tian'i Joba hitranga amin'ny teniny? Tiany ireo raha mba voasoratra sy voarakitra ao anaty boky, na voasokitra amin'ny penina vy sy firaka eo amin'ny vaolampy mandrakizay.