# Avy tamin'iza no nahazoan'i Elifaza ireo zavatra hambarany an'i Joba? Ireo zavatra izay efa hitany dia ireo zavatra izay nampitain'ireo olon-kendry tamin'ireo rainy, ary ireo zavatra izay tsy nafenin'ireo razambe.