# Inona no lazain'ny Joba mahakasika ny hazo iray notapahina? Mety hisy fanantenana ho an'ny hazo izay efa notapahina, satria mety hitsiry indray izany.