# Inoana no zavatra tsy misy ilàna azy izay lazain'i Joba fa mitovy aminy? Izy dia toy ny zavatra mihalevona, tahaka ny akanjo izay lanin'ny kalalao.