# Inona ireo zavatra telo ampitahan'i Joba ny hafaingan'ny androny? Ireo dia haingam-pandeha mihoatra ny mpitondra hafatra mihazakazaka, ireo dia haingam-pandeha tahaka ny lakan-jozoro, sy haingam-pandeha tahaka ny fipaohan'ny voromahery.