# Nanao famantarana hafa izay tsy voasoratra tao amin'ny boky ve Jesosy? Eny, nanao famantarana maro teo anatrehan'ireo mpianatra Jesosy izay tsy voasoratra tao amin'ny bokin'i Jaona. # Nahoana ireo famantarana no voasoratra ao amin'ny boky? Voasoratra ireo mba hino ianareo fa Jesosy no Kristy, ilay Zanak'Andriamanitra, ary mba rehefa mino ianareo, dia hahazo ny fiainana amin'ny anarany.