# Taorian'ireo antoko-miaramila, ny kapitenin'izy ireo sy ireo mpiandry raharaha nisambotra an'i Jesosy, dia taiza no nitondrany Azy? Nentin'izy ireo tany amin'i Anasy aloha Jesosy. # Iza Anasy? Anasy dia rafozan'i Kaiafa, izay mpisoronabe tamin'izany.