# Nahoana izao tontolo izao no mankahala an'ireo izay manara-dia an'i Jesosy? Mankahala an'ireo izay manara-dia an'i Jesosy izao tontolo izao satria izy ireo tsy avy amin'izao tontolo izao ary satria Jesosy nifidy azy ireo hiala amin'izao tontolo izao.