# Nahoana ireo mpianatra no tokony hifaly fa handeha Jesosy? Nilaza Jesosy fa tokony hifaly izy ireo satria andeha ho any amin'ny Ray i Jesosy ary ny Ray dia lehibe noho Jesosy. # Inona no antony nomen'i Jesosy tamin'ny filazana fa tsy hilaza betsaka amin'ireo mpianatra Izy? Ny antony nomen'i Jesosy dia hoe efa ho avy ny mpanapaka an'izao tontolo izao.