# Inona no hitranga amin'ireo izay manana ireo didin'i Jesosy sy mitandrina ireo? Ireo olona ireo dia ho tiavin'i Jesosy sy ny Rainy ary Jesosy hampiseho ny tenany amin'ireo olona ireo.