# Inona no hitsara ireo izay mandà an'i Jesosy sy tsy mandray ny teniny? Ny teny izay nolazain'i Jesosy no hitsara an'ireo izay mandà Azy amin'ny andro farany. # Niteny tamin'ny heviny manokana ve Jesosy? Tsia. Ny Ray izay naniraka an'i Jesosy no nandidy Azy momban'izay tokony ho lazainy sy resahany. # Nahoana Jesosy no niteny tamin'ny olona araka izay nolazain'ny Ray taminy? Nanao izany Jesosy satria fantany fa ny didin'ny Rainy dia fiainana mandrakizay.