# Rehefa nanontany ny vahoaka hoe: "Ahoana no hafahanao milaza hoe: 'Ny Zanak'Olona dia tsy maintsy hasandratra'? Iza izany Zanak'Olona izany?'', dia namaly azy ireo avy hatrany ve Jesosy? Tsia tsy namaly ny fanontanian'izy ireo avy hatrany Izy. # Inona no nolazain'i Jesosy momba ny fahazavana? Hoy Jesosy hoe: "Ny hazavana dia mbola hiaraka aminareo mandritra ny fotoana fohy. Mandehana dieny mbola manana hazavana..." Hoy ihany koa Izy hoe: "Raha mbola manana ny hazavana ianareo, dia minoa izany mba ho zanaky ny hazavana ianareo.''